COVID-19 : Tous ensemble face au virus

Débat des jeunes

©Studio Sifaka
Permis de conduire obligatoire pour tous véhicules motorisés.

Permis de conduire obligatoire pour tous véhicules motorisés ? Il faut d’abord faciliter les procédures

Isan’ireo antony mahatonga ny lozam-pifampivoizana kodiaran-droa ny tsy fahaizana ny lalàna  mifehy ny fifamoivoizana.  Nisy ny fanavaozana ny lalàna mifehy ny fifamoivoizana nankatoavin’ny fitsarana avo momba ny lalam-panorenana ny voalohan’ny volana may teo izay manambara fa tsy maintsy manana  fahazon-dalana hamily avokoa ireo fitaovam-pitaterana misy motera rehetra. Ankoatra ny tsy maintsy fananana izany anefa dia tokony hatsaraina ihany koa ny fotodrafitr’asa mifanaraka amin’ny fifamoivoizana hoy i Nary Razafindrakoto, mpampianatra mamily. Maro ireo takelaby sy tsipika amin’ny tany izay tsy mifanaraka amin’ny lalana intsony ka tokony havaozina. Rehefa tsy maintsy hanana fahazoan-dalana daholo ny rehetra dia tokony halefahana ny fomba fangalàna izany, hoy ny filohan’ny fikambanana Rider Scoot Community, Tsiferana Andriamanamidona. Tokony beazina sy hampianarina ihany koa ireo mpitondra kodiaran-droa ny amin’ny toe-tsaina sy ny fomba fiainana tokony hanana mba ho « mpitondra moto mendrika ».

Studio Sifaka · 2022-05-16_Fandahrana-NDAO-HILAOEKY-PERMIS-DE-CONDUIRE

Les accidents mortels de circulation sont devenus très fréquents ces derniers temps, avec une variante, les deux roues. La méconnaissance du code de la route par bon nombre de conducteurs de moto figure parmi les principales causes de ces accidents. Après avis de la Haute cour constitutionnelle, le nouveau code de la route malgache préconise que la conduite de tous véhicules motorisés  nécessite un permis de conduire. Ce qui implique le passage dans une école de conduite avant de pouvoir rouler.  Selon le moniteur d’auto-école, Nary Razafindrakoto, il faudrait également améliorer et réviser les infrastructures tels que les panneaux, les marquages au sol et les routes en mauvais état.  Si cette loi est effective, les conducteurs de deux-roues feront de leur mieux pour avoir leur permis. Mais il faudrait mettre en place des mesures d’accompagnement comme la facilitation des procédures d’obtention des permis, des séances de civisme et de bonne conduite sur la route, explique Tsiferana Andriamanamidona, président de l’association Rider Scoot Community.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter