COVID-19 : Tous ensemble face au virus

Débat des jeunes

©Studio Sifaka
(de gauche à droite) Andriatahiana Felana, Rabezatovo Haja, le journaliste Junnot Mahazara modérateur du débat et Hasimbola Tamy Fanja.

Les jeunes de la “plateforme jeunes et engagés" de la Délégation de l'Union européenne à Madagascar en tribune

Nandray ny tanora avy amin’ny « plateforme jeunes et engagés » ao amin’ny delegasion’ny firenena mikambana eto Madagasikara ny fandaharana ‘Ndao Hilaoeky. Ao anatin’izay i Rabezatovo Haja avy any amin’ny faritr’Alaotra Mangoro, sy Andriatahiana Felana, mpikambana avy eto Antananarivo ary Hasimbola Tamy Fanja avy any Fianarantsoa no nandray anjara amin’ny ady hevitra mahakasika ny vaovao nisongadina teto amin’ny Studio Sifaka nandritra iny herinandro iny. Resahina voalohany amin’izany ny mahakasika ny fandraisana anjaran’ny malagasy any ivelany amin’ny fifidianana eto Madagasikara sy ny  mahakasika ny tanora sy ny tranom-bakoka na ny mozea eto amintsika ary ny fandraisan’anjaran’ny fanjakana amin’ny fanampiana ireo tanora malagasy mandray anjara amin’ny fifaninanana iraisam-pirenena.

Studio Sifaka · 2022-05-23_Fandaharana-NDAO-HILAOEKY- JEUNES DELEGATIONS EUROPEENNES

L’émission ‘Ndao Hilaoeky a accueilli les jeunes de la “plateforme jeunes et engagés" de la  Délégation de l'Union européenne à Madagascar et en Union des Comores. Haja Rabezatovo en provenance d’Alaotra Mangoro, Felana Andriatahiana, membre résident à Antananarivo et Tamy Hasimbola Fanja, jeune étudiante de Fianarantsoa ont donné leurs avis sur les actualités marquantes de la semaine. Il s’agit du vote de la diaspora aux prochaines élections à Madagascar, l’intérêt des jeunes aux musées à Madagascar et la prise en charge par l’Etat des jeunes participants à des compétitions intellectuelles au niveau international.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter