COVID-19 : Tous ensemble face au virus

Débat des jeunes

©Studio Sifaka
Quelles solutions efficaces face aux embouteillages?

Infos vues par les jeunes du 27 mai 2022

La table ronde sur l’emploi, l’avant-projet de loi sur la participation de la femme dans les prises de décision et le changement de circulation à Ambohijatovo et andohan’Ananalakely ont été les actualités marquantes de la semaine au cœur du débat des jeunes invités de Studio Sifaka. Nantenaina Mihaja Ismaël, Rabemanantsoa Mirana Helinirina et Andriatahina Felana ont partagé leurs points de vue.

Studio Sifaka · 2022-05-27_Fandahrana-NDAO-HILAOEKY-INFO-VUE

Latabatra boribory niresahana ny fampanan’asa ny tanora, ny volavolan-dalàna momba ny fampandraisana anjara ny vehivavy amin’ny sehatra hanapahan-kevitra ary ny fanovana amin’ny fifamoivoizana eo Ambohijatovo sy Andohan’Analakely, ireo no vaovao nisongadina nandritra ny herinandro hadian-kevitra sy hifanakalozan-kevitra amin’ity indray mitoraka ity. Vahinin’ny fandaharana Ndao hilaoeky I Nantenaina Mihaja Ismaël, Rabemanantsoa Mirana Helinirina ary i Andriatahiana Felana nizarazara ny hevitr’izy ireo momba izany.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter