COVID-19 : Tous ensemble face au virus

Débat des jeunes

©-
Il faut bien s’organiser pour pouvoir bien exécuter ses projets

Comment réaliser ses résolutions de l’année ?

À chaque nouvelle année comme celle-ci, la plupart d'entre nous se défient de réaliser des résolutions tout au long de l’année : pratiquer du sport, arrêter de fumer, économiser plus d’argent etc. Mais à la fin de l’année, certaines n’ont même pas été entamés et d’autres sont vite abandonnées. Comment bien choisir ses nouvelles résolutions ? Comment trouver la motivation et la discipline pour les tenir ? Tahiry Rakotondratsimba, pyschologue, et Toavinarivelo Andriamiarintsoa, étudiant chercheur en philosophie vont en débattre.

Studio Sifaka · 2023-01-18 NDAO HILAOEKY_ RESOLUTION DE L'ANNEE

Matetika rehefa voalohan’ny taona toy izao dia mazoto daholo ny ankabeazan-tsika hametraka vina mandritra ny taona. Ohatra hoe tsy hifoka sigara intsony, hanomboka hanao fanatajahantena, hanangom-bola amin’izay sns. Rehefa mandeha anefa ny fotoana, tonga ihany ny faran’ny taona ka mijery ny zava-bita, ao ny tanteraka ao ny tena tsy natomboka mihitsy aza. Ahoana ny hifidianana tsara izay vina tokony apetraka sy azo tratrarina ? Ahoana ny hambolena fahazotoana sy fahazarana any amin’ny tsirairay ? Maneho hevitra momba izany i Rakotondratsimba Tahiry, mpahay toetr’olona sy i Andriamiarintsoa Toavinarivelo, mpianatra mpikaroka filozofia.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter