COVID-19 : Tous ensemble face au virus

Débat des jeunes

©Studio Sifaka
Tsiva et Faly au Studio Sifaka

Infos vues par les jeunes

Tsiva et Faly ont pris la parole au Studio Sifaka pour exprimer leurs opinions sur les actualités marquantes de la semaine. Le premier sujet parle du somment pour un nouveau pacte financier à Paris, le deuxième concerne la participation des jeunes au processus électoral et le dernier parle de la famine dans l’Afrique subsaharienne.

Studio Sifaka · 2023-06-23 Fandaharana _ NDAO HILAOEKY - INFOS VUES PAR LES JEUNES

Tanora roa lahy mianatra ao amin’ny departementa ny serasera eny amin’ny oniversiten’Antananarivo indray no haneho ny heviny anatin’ny fandaharana ndao hilaoky isaky ny zoma hariva.  Ireto lohahevitra telo tamin’ireo vaovao nandeha tamin’ity herinandro ity moa no horesahana. Voalohany, ny fivoriana an-tampony amin’ny fifanarahana ara-bola vaovao maneran-tany. Manaraka izay ny tanora sy ny fanaraha-maso ny fifidianana, ary faranana amin’ny mosary aty Afrika Atsimon‘i Saharaha.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter