Madagascar est parmi les dix pays démocratiques d'Afrique, selon l'Economic Intelligence Unit dans son rapport sur la démocratie. La considération de la liberté d’expression, la lutte contre la corruption et le respect des droits de l'homme peuvent être considérés comme les critères qui permettent de classifier un pays comme démocratique selon le docteur Juvence Ramasy.
C’est justement le thème du débat d'aujourd'hui auquel nous invitons Annandraharoa Julie, juriste de l'ONG Tolotsoa et Ramandahatra Velonjara Blaise, politologue et membre du parti politique ADN.
 Anisan’ireo firenena folo voalohany mandala ny demokrasia eto Afrika i Madagasikara hoy Ny Economic Intelligence Unit tao anatin’ny tatitra fanaony mahakasika ny demokrasia. Ankoatra ny fifidianana dia isan’ny sivana hahafahana manasokajy ny firenena iray ho mandala ny demokrasia ny fanajana ny mahatany tan-dalà na na état de droit, ny ady amin’ny kolikoly ary ny fanajana ny zon’olombelona hoy i Docteur Juvence Ramasy.
Ireo sivana ireno indrindra no horesahana ato anaty fandaharana « ndao Hilaoeky » androany, izay hanasantsika an’i Manandraharisoa Julie, mpahay lalà na avy ao amin’ny ONG Tolotsoa sy i Ramandahatra Velonjara Blaise, mpandinika raharaham-pirenena sady mpikambana ao amina antoko politika ADN.