COVID-19 : Tous ensemble face au virus

ÉLECTIONS

©rawpixel.com-Freepik
Bulletin : dessin d’illustration du concept de l’élection

Quand est-ce qu’un bulletin de vote est considéré comme nul ou blanc ?

Un bulletin est nul quand il comporte plusieurs choix, ou quand le bulletin sur lequel le choix de l’électeur n’est pas clairement exprimé ; le bulletin est déchiré ou comportant des mentions griffonnées ; le bulletin est non règlementé ; il est entièrement ou partiellement barré ; il est non signé au dos par les membres du bureau électoral désignés à cet effet. Les bulletins nuls ne sont pas considérés comme suffrages exprimés lors du dépouillement même.

On considère qu’un bulletin est blanc quand aucun choix n’a été marqué dans le bulletin.

Les bulletins déclarés nuls ou blancs sont contresignés par les membres du bureau électoral et annexés au procès-verbal.

Studio Sifaka · 2023-07-04 DECRYPTAGES - BULLETIN DE VOTE NUL VM

Rehefa inona ny bileta iray no sokajiana ho vato maty na koa hoe vato fotsy ?

Raisina ho vato maty ny bileta iray rehefa roa na maromaro ny kandida nofidiana, izany hoe nasiana marika, na koa hoe tsy mazava tsara ny marika teo amin’izay kandidà nofidian’ilay mpandatsa-bato, na koa hoe rovitra na misy takosikosina ilay bileta, na koa tsy araka ny tokony ho izy ilay bileta, na nasiana tsipika lehibe na amin’ny ampahany ilay bileta, na tsy nisy sonian’ireo solotenan’ny biraom-pifidianana tao andamosin’ilay bileta. Eo am-panisana moa dia efa avahina ireo vatomaty. 

Atao hoe vato fotsy kosa ny bileta iray rehefa tsy naneho ny safidiny mihitsy ilay mpandatsa-bato, izany hoe tsy nisy nokitihana ilay bileta.  

Ny vato maty sy vato fotsy dia verenan’ireo biraom-pifidianana soniavina ary marihina ao anatin’ny firaketana an-tsoratra.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter