Grâce au bulletin unique, il est simple pour l’électeur de choisir son candidat durant une élection. Les électeurs n’ont qu’un seul bulletin à manipuler, du coup cela évite les confusions durant la phase de réflexion dans l’isoloir. Cela facilite également la manière de voter : il suffit tout simplement de cocher la case où il y a le candidat de votre choix. Le choix des électeurs est facilité du fait que les candidats sont tous présent sur le même support. En même temps, les candidats ont une égalité de chance d’être présent sur le bulletin de vote, ainsi la visibilité est égale pour tous les candidats. Cela évite pour tous candidats d’être avantagés à cause de sa disposition sur la table au bureau de vote.
Sur le côté organisationnel, le bulletin unique réduit les coûts de l’impression des bulletins de vote.
Inona no maha zava-dehibe ny bileta tokana ?
Manamora ny fifidianana ny fampiasana ny bileta tokana. Mora ho an’ny mpifidy ny misafidy amin’izay fotoana izay satria hita eo amin’io bileta tokana io daholo izay kandida ho fidiana rehetra. Noho izay anarany izany, bileta tokana ihany no kirakirain’ny mpifidy ary izany indrindra no manamora ny safidiny rehefa ao amin’ny tranofisainana.  Asiana marika eo amin’ny faritra mifanitsy amin’ilay kandida tiana ho fidiana. Mitovy tantana ny fandraisana ireo kandida sy ny fisehon’izy ireo rehefa mampiasa bileta tokana. Tsy manome vahana amin’izay ny laharany eo amin’ny latabatra hitoerany raha bileta tsirairay no hampiasaina
Eo amin’ny lafiny fikarakarana kosa, tsy mandany vola ny bileta tokana eo amin’ny resaka fanotana.