COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournal des sports / Sifflet

©AFP
Le peuple malgache soutient à fond son équipe de football.

Sifflet du 18 Février 2020

- Fandresena voalohany no azon’ny Barea Madagasikara raha nihaona tamin’ny ekipan’ny Djibouti omaly tao @ kianjan’ny AL RIYADH Club nandritra ny Arabe Cup U20.

- Tamin’ny andro faha12 ny fifaninana orange Pro league ny alahady lasa teo dia nisy lalao tsy vita hatram’ny farany fa naato teo @ minitra faha-53 ny fihaonana teo @ ny As Jet Mada sy Zanakala Fc.

- Nodimandry teo @ faha 22 taonany i RARIVOSON Rajomaharo Nirina na i Doda be. Izy dia mpilalaon’ny USA Ankadifotsy ary efa nandrafitra ny XV makis latsiky ny 19 taona tamin’ny taona 2016.


Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter