COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournal des sports / Sifflet

©AFP
Le sifflet est utilisé dans plusieurs disciplines sportives.

Sifflet du 14 Février 2020

Nanainga ny maraina teo Barea latsikin’ny 20 taona , hiatrika ny Coupe de tournoi Arabe any ARABIE saoudite ny 17 hatramin’ny 5 martsa 2020. 20 miralahy no nandrafitra ny ekipa nantsoin’ny Mpanazatra Menakely Ruphin sy  RAKOTOMANDIMBY Rija Juvence.

Mbola eo @ izay latsikiny 20 taona izay hatrany fa eo @ taranja Rugby , entina hijerena ireo mpilalao handrafitra ny Makis Zandriny sy hampitoviana ny lentan’ny faritra ny fiadiana izay ho tompondakan’I Madagasikara eny Andohatapenaka ny fifaninana atao androany sy rahampitso.

Ireo no arahinao ao anatin’ny fandaharana Sifflet androany .


Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter