Depuis sa création en 2012, la GNVB a montré un parcours exceptionnel. Détenteur record du titre en volley-ball, le club a été 8 fois champion de Madagascar et fait des parcours exceptionnels dans les rencontres internationales. Colonel Herinianiana Rakotomalala, président de la GNVB nous partage le secret de ce succès, dans l’émission « Sifflet ».
Hatramin’ny niforonan’ny GNVB tamin’ny taona 2012 dia izy ireo hatrany no tompondakan’i Madagasikara. In-8 nisesy izy ireo no nandrombaka ny amboara nasionaly ary namiratra foana tamin’ny fifaninanana iraisam-pirenena natrehany. Nitafatafa tao anatin’ny fandaharana Sifflet i Colonel Herinianiana Rakotomalala filohan’ny ny GNVB.