- Mangataka ny hamelana ireo mpilalao tsy eoropeana hiatrika lalao iraisam-pirenena ny UNFP
 - Barea: Efa misy mpilalao avy any ivelany tonga ao Ethiopie.
 - Rugby: misokatra ny taom-pilalaovana any Boeny
 - Basket: milasa handray anjara amin'ny fifanintsanana afrikanina FIBA skills challenge ny federasiona malagasin'ny Basket
 - Foot: nivoaka omaly ny anaran'ireo hifanandrina mandritra ny lalao ampahefa-dalana amin'ny "Ligue des champions".
 
- L'UNFP demande la libération des joueurs qui ne sont pas européens pour assister aux matchs internationaux
 - Barea: 3 joueurs sont arrivés en Ethiopie
 - Rugby: La saison 2021 est ouverte dans la région Boeny.
 - Basket: Madagascar participera à la qualification du FIBA Afrique skills challenge.
 - Foot: les noms des équipes qui s'affronteront au quart de final de la ligue des champions est sorti hier
 
					
				
			




