COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournal des sports / Sifflet

©AFP
Le basket est l'un des sports les plus pratiqués par les jeunes.

Sifflet du 05 Mars 2020

- La confédération africaine de football est descendu au stade de Barikadimy, Toamasina hier pour faire l’état des lieux du stade prévu recevoir le match entre les Barea de Madagascar et les Eléphants ivoiriens.

- Programme de l’Orange Pro-League du samedi 07 Mars : Club M contre Cnaps Sport au Complexe sportif de Vontovorona.

- La compétition Basketball Africa League (BAL) est reportée à une date ultérieure à cause de la propagation du coronavirus, notamment au Sénégal.


- Nidina ifotony tany Toamasina ny Kaonfederasiona Afrikana omaly nijery ny kianja Barikadimy izay natolotry ny Federasiona malagasin’ny baolina kitra hanaovana ny lalaon’ny Barean’i Madagasikara sy ny Elefantan’i Côte d’Ivoire.

- Hiditra amin’ny andro faha-15 ny «  Orange pro-league » ny sabotsy 7 martsa ho avy izao ka toy izao ny fandaharan-dalao : Club M hifandona amin’ny Cnaps Sport ao amin’ny Complexe Sportif Cnaps ao Vontovorona, amin’ny 12 ora atoandro.

- Nahemotra amin’ny fotoana tsy mbola voafaritra ny fifaninanana Basketball Africa League (BAL) noho ny fiparitahan’ilay aretina coronavirus manerana ny kontinanta maro.