COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournal des sports / Sifflet

©Studio Sifaka
Tournage de l'émission Sifflet dans le Studio Sifaka.

Sifflet du 06 Mars 2020

Pétanque : le championnat national de Madagascar se déroulera le 14 et 15 Mars prochains à Imeritsiatosika (Antananarivo).

Football : la 15e journée de l’Orange Pro League continuera ce dimanche à Vontovorona.


Taranja tsipy kanetibe : Hanomboka amin’ny 14 sy 15 martsa 2020 ho avy izao ny fiadiana izay ho tompondakan’i Madagasikara izay atao eny Imerintsiatosika (Antananarivo).

Taranja Baolina kitra : Hotontosaina ny alahady ho avy izao eny Vontovorona ny andro faha-15n’ny fifaninana « Orange Pro League ».