COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournal des sports / Sifflet

©Dih'Art Rijamanitra
Rijamanitra est connu dans le milieu de la danse à Madagascar depuis des années.

Sifflet du 17 mars 2020

Randrianarisoa Rijamanitra est élu président de la Fédération malgache de danse de salon et de danse sportive.

Bras de fer: 20 athlètes ont bénéficié hier d'une formation internationale au bureau du comité olympique malgache.

Des joueurs de foot professionnels lancent des appels aux dons pour aider à lutter contre le coronavirus.



 Fantatra omaly ny filoha hitantanana ny federasiona Malagasy ny dihy ara-panantanjahatena sy dihy mihaja teny amin'ny lapan’ny fanatanjahantena sy kolontsaina Mahamasina. Lany tamin’izany i Randrianarisoa Rijamanitra, mpitantana ny Dih'art. 

Bras de fer: tontosa omaly tetsy amin'ny biraon’ny komity olympika malagasy na ny KOM ny fiofanana iraisam-pirenena ho an’ireo mpikatroka roapolo.

Maro ny karazana tolon-tanana ataon’ireo mpilalao kalaza any ivelany hiadiana amin'ny coronavirus. Nilaza ny hanangona 30 000 euros i Paul Pogba ny alahady teo. 

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter