COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournal des sports / Sifflet

Le stade de Vontovorona ne peut plus recevoir des matchs à cause du coronavirus.

Sifflet du 19 mars 2020

On saura dans quelques jours l’équipe championne de Madagascar dans le tournoi Orange Pro League.

Le stade de Vontovorona ne peut pas recevoir des matchs en ce moment vu que l’Etat l’a réquisitionné pour le confinement des personnes suspectées de porter le coronavirus.

Le championnat malgache de Judo sera organisé du 9 au 12 avril au stade couvert Ankorondrano.



 Afaka andro vitsy sisa izany dia ho fantatra izay ho tompondakan’ny fifaninanam-pirenena amin’ny baolina kitra, Orange Pro League.

Tsy afaka mandray lalao ny kianjan’ny Cnaps Sport eny Vontovorona noho io toerana io natao handraisana ireo olona hatoka-monina na araha-maso vokatry ny fipariahan’ny aretina « coronavirus ».

Etsy amin’ny kianja mitafo Ankorondrano no ho tanterahina ny fiadiana izay ho tompondakan’i Madagasikara eo amin’ny taranja Judo ny 9 ka hatramin’ny 12 aprily izao.