COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournal des sports / Sifflet

©AFP
Match entre Madagascar et le Kenya le 24 septembre 2002 à Libreville, dans le cadre de la qualification pour la 18e Coupe d'Afrique

Sifflet du 20 mars 2020

Programmes national et international de la Fédération Sport Boules Malagasy pour ce premier semestre 2020.

Haltérophilie et bodybuilding: Deux grandes compétitions attendent la ligue d'Analamanga ce 20 mars.

5 Africains dont 2 Malgaches ont reçu la licence C en arbitrage FIBA 3x3.



 Fandaharan-dalao nasionaly sy iraisam-pirenena karakarain’ny Federasiona tsipy kanetibe eto Madagasikara amin’ity enim-bolana voalohan'ny taona 2020 ity.

Taranja fibatana fonjamby sy bokona hozatra : Fifaninanana roa goavana no miandry ny ligin’Analamanga amin’ny 28 martsa ho avy izao

Afrikanina 5, mpitsara lalao basket ball lalaovin’olona 3 no nahazo ny LICENCE C amin’ny fitsarana FIBA 3x3. Malagasy ny roa amin'izy ireo.