Titre VM :
- Tompon-dakan’i Madagasikara ho an’ny taranja Hand-ball : Miditra amin’ny andro fahatelo androany
- Judo : Handray anjara amin’ny fanazaran-tena any amin’ny « Training camp » any Kosovo i Laura Rasoanaivo
- Basket : Hiatrika fiadiana ny amboara eran-tany FIBA 3x3-U23 atao any Wuhan Chine ny Ankoay Dames








