COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournal des sports / Sifflet

©Ville du Port
Fifaninana hazakazaka 10 km nanomboka tamin’ny 07 ora sasany hariva tontosa tany La Réunion ny 5 Septambra lasa teo.

Sifflet du 9 septembre 2026

Titre VM :

  • Football : Nandresy tamin’ny isa 2 noho 0 an’i Lijabatho FC ekipan’i Lesotho isika malagasy tamin’ny alalan’ny CFFA
  • Fifaninanana « 10km Nocture du Port 2026 » : Laharana faharoa i Juanhson Rafenomanga
  • Rugby : Voahosotra ho tompondaka nasionaly ny Cosfa

Studio Sifaka · 2026-09-09 Fandaharana SIFFLET
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter