COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournal des sports / Sifflet

©Football Féminin Madagascar
Nisaraka 3 noho 0 nanoloana ny Afrique du Sud ny Barea ladies nandritry ny lalao miverina tamin’ny tour de qualification faharoa hiatrehana ny lalao Olympique atao any Los Angeles.

Sifflet du 14 octobre 2026

Titre VM :

  • Solontena malagasy 3 no nihatrika ny fifaninanana Karting Africa Trophy
  • Pétanque - Ho fantatra anio hariva ireo solontena 4 hisolo tena antsika ho amin’ny fiadiana ny tompon-daka eran-tany atao any Thailande
  • Football féminin - JO 2028 : Nisaraka 3 noho 0 nanoloana ny Afrique du Sud ny Barea ladies

Studio Sifaka · 2026-10-14 Fandaharana SIFFLET
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter