Titre VM :
- Fanamoriana fiarakodia : Hiato tsy hanohy intsony ny rallye eto antanindrazana i Mathieu Andrianjafy
- Velon-taraina ireo mpitsara lalao baolina kitra Malagasy amin’izao momban’ny resaka kolikoly ao amin’ny federasiona malagasin’ny baolina kitra
- Hanomboka anio ny dian’ny Club Omnisports de la Police Nationale (COSPN) amin’ny fifaninanana kaontinantaly na ny “Road to BAL”








