Titre VM :
- Baolina Kitra - Fiadiana ny amboara eran-tany ho an’ireo mpilalao latsaky ny 15 taona : Hifandona amin’i Irak amin’ny lalao ampahavalon-dalana ny Barea Kely
- Baolina lavalava : Voahosotra ho tompon'amboaran'i Madagasikara amin’ny rugby ho an’ny lehilahy ny COSFA
- Handisport : Hamantatra taranja paralympika iray isika dia ny tenisy ambony seza-misy-kodiarana








