COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournaux des regions / Vaovaom-Paritra

©CHU Tambohobe - Fianarantsoa
L'hôpital CHU Tambohobe Fianarantsoa.

Journal des régions du 13 août 2020

Haute Matsiatra : Collaboration entre Feedback Madagascar et l’ONG Tanintsika pour améliorer l’assainissement en eau potable et renforcer le suivi des normes hygiéniques au CHU Tambohobe.
Farafangana : La commune urbaine de Farafangana interpelle les associations de la localité à envoyer leurs dossiers pour une éventuelle collaboration.
Miandrivazo : Le maire de la commune rurale d’Ampanihy, le Dr Joseph Rakajilahy, a été abattu par des dahalo au CSB1 Beteva.
 


Matsiatra Ambony : Fiaraha-miasan’ny Feedback Madagascar sy ny fikambanana Ny Tanintsika hanatsarana ny famatsian-drano madio sy ny fampanarahana ny fenitra momba ny fahadiovana eny amin'ny Centre Hospitalier Universitaire Tambohobe.
Farafangana : Miantso ny fikambanana rehetra misy sy miorina ao an-toerana mba hanatitra ny mombamomba azy ireo ao amin’ny tompon’andraikitry ny serasera ao amin’ny biraon’ny kaominina hijerena ny fiaraha-miasa azo atao miaraka amin’izy ireo.
Miandrivazo : Maty notifirin’ny dahalo omaly hariva tokony ho tamin'ny 7 ora tao amin’ny CSB1 Beteva i Dr Rakajilahy Joseph izay sady ben’ny tanàna ao Ampanihy.


Studio Sifaka · 2020 - 08 - 13 Fandaharana VAOVAM - PARITRA
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter