COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournaux des regions / Vaovaom-Paritra

©Pikist
Il faut toujours respecter les gestes barrières même si certaines activités sont permises.

Journal des régions du 17 août 2020

Reprise des cours ce jour pour les classes d’examen dans la région de Betsiboka.

Diego-Suarez : Fermeté des forces de l’ordre en ce qui concerne le respect du port de masque et les rassemblements toujours interdits.

Commune urbaine de Toamasina : Rappel sur le respect des biens publics et des restrictions sanitaires à la population.

Jardin d’Antaninarenina : Réouverture au public à compter de ce jour dans le respect des mesures sanitaires.

ACDM : distribution de préservatifs ce jour pour prévenir du VIH/SIDA mais aussi des grossesses non-désirée à Fianarantsoa.


Niverina any an-tsekoly manomboka andorany ireo kilasim-panadinana any amin’ny faritr’i Betsiboka.

Antsiranana : Ho savaina indray ireo olona tsy manao arovava, mbola tsy azo hatao ny fivorivoriana sy fanaovana lanonana.

Mampatsiahy ireo fepetra ara-pahasalamana sy fanajana ny fananana iombonana ny kaominina ao Toamasina noho ny hafenoan’ny olona be loatra teny amin’ny torapasika sy toerana fandehanan’ny daholobe omaly.

Miverina misokatra manomboka androany ny zaridainan’Antaninarenina. Tsy maintsy hajaina hatrany ireo fihetsika hitandroana ny fahasalaman’ny tsirairay.

ACDM : Nanao fizarana fimailo ny fikambanana ao Fianarantsoa androany mba hisorohana ny fiparitahan’ny tsimokaretina VIH/SIDA sy ny vohoka tsy iriana.

Studio Sifaka · 2020 - 08 - 17 Fandaharana VAOVAM - PARITRA
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter