COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournaux des regions / Vaovaom-Paritra

©Kola Sulaimon
Les chauffeurs de tuctuc à Toamasina sont souvent victimes d’attaques à main armée.

Journal des régions du 18 août 2020

Toamasina : Crainte de l’existence d’un réseau de trafiquants quant aux attaques à main armée subies par les chauffeurs de tuctuc.
Mananjary : Le canal des Pangalanes ouvert aux transporteurs dans le respect des mesures sanitaires.
Commune urbaine d’Antsiranana : Prise en charge et appel aux services gratuits du transport des malades à l’hôpital et des corps des défunts aux tombeaux
Marché d’Ambositra : Coût du ticket pour la location des emplacements inchangé et arrangements possibles avec la commune pour les marchants en difficulté.


Iharan’ny fanafihana mitam-piadiana ireo tuctuc ao Toamasina tato ho ato. Manahy ireo tompona tuctuc sy mpamily ny amin’ny fisian’ny tambazotra mpanondrana an-tsokosoko.
Efa misokatra ny zotram-pifandraisana ao amin’ny lakandranon’ny Pangalana ao Mananjary. Tsy maintsy manaja ireo fepetra ara-pahasalamana anefa ireo mpandeha.
Raisin’ny kaominina ao Antsiranana an-tanana ny fitaterana ireo marary sy ireo lavon’ny coronavirus. Maimaimpoana izany fitaterana izany sy ny antso an-taroby ataon’ireo mila vonjy.
Tsy miova ny vidin’ny tapakila ho an’ny hofan’ny tsena ao Ambositra. Misy ny fifanarahana azo atao miaraka amin’ny kaominina hanamaivanina ny fomba fandoavana izany hofan-tsena izany.

Studio Sifaka · 2020 - 08 - 18 Fandaharana VAOVAM - PARITRA
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter