COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournaux des regions / Vaovaom-Paritra

©Jean-François Renaud
Il est possible de prévenir le paludisme en dormant sous une moustiquaire.

Journal des Régions du 20 août 2020

CISCOTsiroanomandidy : L’épreuve d’EPS au Baccalauréat aura lieu le 24 juillet. Pas de port de masque durant les épreuves, pas de sport collectif tout comme durant l’épreuve d’EPS au BEPC.
Fianarantsoa : Des étudiants ont effectué des enquêtes auprès des points d’eau pour évaluer les conditions réelles, dans le cadre du programme Eaurizon.
Ambilobe : Le paludisme revient frapper le district. Les professionnels de santé recommandent aux habitants de nettoyer leur environnement et de dormir sous une moustiquaire.
Vatovavy-Fitovinany : L’ONG Pivot a effectué des dons de civières pour assurer la sécurité lors du transport des malades jusqu’au centre de santé le plus proche.


Tsiroanomandidy : Amin’ny alatsinainy izao no hatao ny adina ara-panatanjahantena Bakaloera ao amin’ny CISCO Tsiroanomandidy. Tsy manao arovava ny ankizy rehefa miazakazaka, tsy misy ny adina iombonana.
Fianarantsoa : Nanao fanadihadiana momba ireo paompin-drano ireo mpianatra eny amin’ny anjerimanontolo hahafantarana ny tena zava-misy eny, ao anatin’ny fandaharan’asa Eaurizon.
Ambilobe : Mirongatra indray ny aretina tazomoka. Entanina ny olona hanadio ny manodidina sy hatory anaty lay misy odimoka.
Vatovavy-Fitovinany : Nanome fitaovana fibatana marary an’ireo toerana lavitra ny fikambanana Pivot mba hieren-doza ny fitondrana ireo marary mandra-pahatonga any amin’ny toeram-pitsaboana akaiky indrindra.

Studio Sifaka · 2020 - 08 - 20 VAOVAOM - PARITRA
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter