COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournaux des regions / Vaovaom-Paritra

©Lisa Fotios
Le confinement peut-être une occasion de cultiver les talents des jeunes à travers l'écriture par exemple.

Journal des régions du 21 août 2020

Manjakandriana : Zoromanga continue de cultiver les talents des jeunes durant ce confinement à travers un concours organisé sur Facebook.
Antsohihy : La commune continue la désinfection des fokontany malgré que les autorités aient confisqué les matériels. Le maire de la ville Nasira garantit la réalisation des activités.
Tsaramandroso : La route reliant Antanimalandy à la RN4 sera réhabilitée pour faciliter le transport des nombreux produits issus de cette localité allant vers les autres villes et villages.


Manjakandriana : Mikarakara fifaninanana hikolokoloana ny talentan’ireo tanora hatrany ny fikambanana Zoromanga na dia anaty fihibohana aza.
Antsohihy : Mitohy ny famendrahana fanafody eo amin’ny fokontany rehetra ao an-toerana na dia nalaina aza ireo fitaovana fanaovana izany. Miantoka ny rehetra ny ben’ny tanana Nasira.
Tsaramandroso : Tafiditra ao anatin’ny tetikasa lalana hamboarina ny lalana mampitohy an’Antanimalandy amin’ny lalam-pirenena faha-4. Entina hanafainganana ny fitaterana ireo vokatra maro be ao amin’ity tanana ity izany.

Studio Sifaka · 2020 - 08 - 21 Fandaharana VAOVAM - PARITRA
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter