COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournaux des regions / Vaovaom-Paritra

©AFP
Le nettoyage du bord de la mer fait partie des initiatives des jeunes à Toamasina.

Journal des Régions du 26 août 2020

Tamatave : Un groupe de jeunes s’active et sensibilise les habitants au nettoyage du bord de la mer pour samedi prochain.

La RN5 qui relie Tamatave à Analanjirofo est maintenant en service. Les taxis-brousse sont soumis à des règles sanitaires.

Morondava: Les universitaires originaires du Menabe bloqués à Majunga, sont maintenant en route pour rentrer chez eux.

Boeny: Les résidents de Majunga reprennent petit à petit leur routine. L’horaire de la circulation et la fermeture des lieux publics et des entreprises sont strictement réglementées.

A Maevantanana, dans le fokontany Ambodimananga Betsiboka, un père de famille et son fils, chercheurs d’or, sont morts dans une excavation.



Toamasina : Vondrona tanora mpinamana no mikarakara sy manentana ny mponina ao amin’ny faritra mba hanadio ny sisin’ny ranomasina amin’ny asabotsy hoavy izao.

Toamasina : Hisokatra manomboka rahampitso ny lalam-pirenena faha 5 izay mampitohy ny faritra Analanjirofo sy Toamasina, harahina maso ny fanajana ny fepetra ara-pahasalamana.

Morondava : An-dalana mody ireo mpianatra avy any amin’ny faritra Menabe izay nihitsoka tao amin’ny Oniversite an’i Mahajanga nandritra ny fihibohana.

Boeny : Miverina amin’ny fiainana andavandro tsikelikely i Mahajanga fa mbola misy ny lamina manokana izay napetraka ho fisorohana ny fiparitan’ny valan’aretina covid-19.

Maevatanàna : Mpianaka roa nitrandraka volamena no maty tototry ny tany, tamin’ny asabotsy lasa teo.

Studio Sifaka · 2020 - 08 - 26 Fandaharana VAOVAM - PARITRA
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter