COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournaux des regions / Vaovaom-Paritra

©Hery-Tiana Rasoarimanana Dit Zaref
La prise de parole d'une des participantes à l’événement « Diniky ny tanora » à Fianarantsoa.

Journal des régions du 31 août 2020

Atsimo-Andrefana : les élèves en classe de 7ème, 3ème et terminale vont reperdre les cours demain.

Matsiatra Ambony : 30 jeunes ont participé à l’événement « Dininikin’ny tanora » qui a eu lieu à Fianarantsoa le 29 août dernier.

Boeny : un contrat pour la prise de responsabilité sur la protection forestière a eu lieu le 29 août dernier entre les acteurs œuvrant dans le domaine de l’environnement.

Atsinanana : plus de 300 jeunes ont participé au nettoyage du bord de mer de Toamasina le 29 août dernier.



Atsimo-Andrefana : Hiverina hianatra manomboka rahampitso ireo mpianatra rehetra hiatrika ny fanadinam-pajakana dia ny kilasy faha 5, faha 9 ary ny kilasy famaranana.

Matsiatra ambony : Tanora miisa 30 izay ahitana mpianatra, tanora efa nahavita fianarana ary olona efa manana anton’asa no nandray anjara tamin’ny « Diniky ny tanora » izay natao tao Fianarantsoa ny asabotsy lasa teo

Boeny : Nanao fifanekena amin’ny fandraisana andraikitra amin’ny fiarovana ny ala tany an-toerana ny mpisehatra rehetra tamin’ny faran’ny herinandro.

Atsinanana : Tanora maherin’ny 300 avy amin’ny fikambanana sy olon-tsotra maro no nandray anjara tamin’ny fanadiovana ny sisin-dranomasina tany Toamasina.

Studio Sifaka · 2020 - 08 - 31 Fandaharana VAOVAM - PARITRA
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter