COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournaux des regions / Vaovaom-Paritra

©Studio Sifaka
Le port de Nosy Be.

Le journal des régions du 1er septembre 2020

Nosy Be: Les moyens de transports dans le port de Nosy Be et d’Ankifina doivent être désinfectés selon les mesures prises par le comité de vigilance locale le 31 août.

Ambilobe : L’examen du CEPE s’est bien déroulé dans la Circonscription Scolaire d’Ambilobe ce matin d’après Zalifa Berthine, adjoint pédagogique du Cisco.

Fianarantsoa : Une randonnée sur la découverte du village de Rendromy et de la culture Betsileo a été effectuée le 29 août pour relancer le tourisme local.

Morondava : L’Evêque du Diocèse de Morondava a doté d’instruments de loisirs la Maison Centrale locale le 28 août.
tour des régions



Nosy be: Tsy maintsy rarahana ranom-panafody avokoa ny fitaovam-pitaterana rehetra ao amin’ny seranan-tsambon’i Nosy be sy ny any Ankifina araka ny fepetra noraisin’ny Comité de vigilance any an-toerana ny 31 aogositra.

Ambilobe : Nizotra soa aman-tsara ny fanadinana CEPE any amin’ny faripiadidiam-pampianarana any an-toerana anio maraina.

Fianarantsoa : Nanao dia an-tongotra mitety faritra mirefy 10km ny tao Fianarantsoa ny asabotsy 29 aogositra lasa teo hamohazana ny fitiavana zahan-tany any an-toerana sy hampianarana ny olona ny kolontsaina amin’ny fizahantany. Iza exactement ireo nanao randonnée?

Morondava: Nanolotra fitaovana fialam-boly ho an’ny voafonja ny Evekan’ny diosezy any an-toerana tamin’ny 28 aogositra lasa teo mba hitsinjovana ny zon’izy ireo.

Studio Sifaka · 2020 - 09 - 01 Fandaharana VAOVAM - PARITRA
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter