COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournaux des regions / Vaovaom-Paritra

©Région Vakinankaratra
Le logiciel appelé « Tsiva » ou Tsinjon’i Vakinakaratra permet de gérer la distribution du vatsy Tsinjo.

Journal des régions du 11 septembre 2020

Toliara : Un incendie s’est déclaré hier au campus universitaire de Maninday Toliara.

Lutte contre le coronavirus : remise des dons provenant du Base Toliara au district de Toliara II et du CRCO.

Région Vakinankaratra : Création d’un logiciel pour mieux distribuer les vivres « vatsy Tsinjo ».

Région Amoron’i Mania : 792 agriculteurs ont obtenu 5t 500 de semences.



Toliara : May omaly alakamisy 10 septambra ny trano fonenan’ireo mpianatra ao amin’ny oniversiten’I Maninday ao Toliara.

Ady amin’ny valan’aretina Coronavirus : Nanolotra fanampiana ho an’ny Distrika Toliara faharoa sy ny CRCO any an-toerana ny orinasa mpitrandraka fasimainty Base Toliara.

Faritra Vakinakaratra : Namorona rindram-baiko na logiciel ny faritra handrindrana ny fitsinjarana vatsy tsinjo.

Faritra Amoron’i Mania : Nahazo masomboly voafantina milanja 5 taonina sy 500 kg ireo Tantsaha tao Ilaka Centre.

Studio Sifaka · 2020 - 09 - 11 VAOVAOM - PARITRA