COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournaux des regions / Vaovaom-Paritra

© Cisco DS Antsiranana I
La première journée du BEPC à Diego Suarez s'est déroulée dans le respect des mesures sanitaires.

Journal des régions du 21 septembre 2020

Betioky Antsimo : 20 jeunes ont reçu une formation en BTP et construction.

Nosy Be : Retrait des voitures stationnant sur les trottoirs le 20 septembre et nettoyage des rues par la mairie le 21 septembre.

Antsohihy : Appel aux jeunes déscolarisés à suivre une formation qualifiante en artisanat, élevage et en agriculture par la direction régionale de l'enseignement technique et de la formation professionnelle.



Akon'ny fanadinana BEPC tao Antsiranana, Nosy Be sy Antsirabe.

Tanora 20 tany Betioky Atsimo no nahazo fiofanana momba ny tao-trano.

Nosy Be : Nalan'ny kaominina ambonivohitra ireo fiara mijanona teny amin'ny lalana omaly ary nosasana ny arabe.

Antsohihy : Miantso ireo tanora tsy mianatra intsony na tsy afa-manohy fianarana ny talem-paritry ny fampianarana teknika sy fanofanana arak'asa mba hanaraka fiofanana ho matihanina amin'ny asa tanana isan-karazany, ny fambolena sy ny fiompiana.

Studio Sifaka · 2020 - 09 - 21 VAOVAOM - PARITRA

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter