COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournaux des regions / Vaovaom-Paritra

©Dredd Menabe
Les populations plantent des pistaches et du maïs pour protéger l’environnement

Journal des régions du 22 septembre 2020

- Bealanana : 7000 foyers vont bénéficier d'électricité par le projet Rhyvière II.
- Menabe : Préservation de l’environnement et des aires protégées par la plantation de pistaches et de maïs.
- CISCO Fenerive Est : Entrée des élèves dans les écoles publiques gratuite.
- Nosy Be : Incendie nocturne causée par un fou.



- Bealanana : Tokantrano 7000 no hahazo famatsiana herinaratra avy amin'ny tetikasa Rhyvière II.
- Menabe : Hamboly katsaka sy voanjo mba hiarovana ny tontolo iainana sy tsy hanimban'ny olona ny ala fady.
- Fenoarivo atsinanana : Maimpaimpoana ny fidiran'ny mpianatra amin'ny sekolim-panjakana araka ny filazana navoakan'ny faripiadidim-pampianarana any an-toerana.
- Nosy Be : Haintrano omaly alina nataon’olona adala araka ny nambaran'ny nanatri-maso.

Studio Sifaka · 2020 - 09 - 22 VAOVAOM - PARITRA