COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournaux des regions / Vaovaom-Paritra

©Radio Marentane Morafeno Amboasary atsimo
Dans le district d’Amboasary Sud, les enfants deviennent de plus en plus vulnérables face à la malnutrition.

Journal des régions du 29 septembre

-Toamasina I : Le taux d’absence des candidats au BEPC s'élève à 5,6%.
-Amboasary Sud - Ifotaka : 8 enfants de moins de 5 ans meurent de faim en deux semaines.
-Fianarantsoa : Le casting théâtre organisé par le Faribolana Sandratra Fianarantsoa est ouvert à tous les jeunes âgés de 12 à 25 ans.


-Toamasina I : 5,6% ny tahan’ny tsy fahatongavan’ireo mpianatra nanala fanadinana BEPC.
-Amboasary Atsimo : Zaza latsaky ny 5 taona miisa valo no matin’ny hanoanana tao anatin’ny tapa-bolana, tao amin’ny kaominina ambanivohitra Ifotaka.
-Fianarantsoa : Misokatra ho an’ny tanora 12 ka hatramin’ny 25 taona, ny casting teatra karakarain’ny Faribolana Sandratra Fianarantsoa.

Studio Sifaka · 2020 - 09 - 29 Fandaharana VAOVAM - PARITRA