COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournaux des regions / Vaovaom-Paritra

©commons.wikimedia
La Route Nationale 6 traversant les régions Diana et Sofia.

Journal des régions du 28 septembre 2020

Antsiranana I : Ouverture des inscriptions dans les écoles publiques.
Réouverture des routes nationales reliant la région Diana aux autres régions.
Brickaville : Certains enfants pourraient ne pas reprendre l’école.
Ambalavao Fianarantsoa : « Vaky boky mitety vohitsa » permettra aux enfants et jeunes vulnérables de s’épanouir dans la lecture.


Antsiranana I : Fanombohan’ny fisoratana anarana ho an’ireo mpianatra maniry ny hiditra any amin’ireo sekolim-panjakana.
Ny fisokafan’ny lalana mampitohy ny lalana mampitohy ny faritra Diana amin’ny faritra hafa.
Brickaville : Maro ireo ankizy mety tsy ho tafaverina any an-tsekoly.
Ambalavao Fianarantsoa : Hetsika « Vaky boky mitety vohitsa » hahafahan’ireo ankizy sy tanora sahirana any ambanivohitra mamaky boky.

Studio Sifaka · 2020 - 09 - 28 Fandaharana VAOVAM - PARITRA