COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournaux des regions / Vaovaom-Paritra

©Radio Mangarahara
L’aéroport international de Fascène Nosy Be, prêt pour l’accueil des passagers.

Journal des régions du 30 septembre 2020

- Fénérive-Est : 56 jeunes âgés de 19 à 30 ans recevront une formation pour prévenir l’insécurité.
- Amboasary Sud: 750 familles, victimes de malnutrition, recevront des vivres à partir de ce 30 septembre.
- Ambatofotsy : La « station forestière » a été mise en feu, pendant 4 heures environ, le 29 septembre soir.
- Nosy Be Hel-Ville : Environ 120 touristes étrangers sont attendus le 1er octobre.


- Fenoarivo Atsinanana : Tanora miisa 56, manodidina ny 19 hatramin’ ny 30 taona, no hahazo fiofanana mba hisorohana ny tsy fandriam-pahalemana.
- Amboasary Atsimo: Fianakaviana miisa 750 eo, izay tratry ny tsy fahampiana ara-tsakafo, no nizaràna sakafo nanomboka androany.
- Ambatofotsy : Nirehitra nandritra ny adiny 4 teo ny « station forestière », omaly alina.
- Nosy Be Hell-Ville : Mpizaha tany vahiny miisa 120 eo no vinavinaina ho tonga rahampitso 1 oktobra.