- La confédération du tourisme à Madagascar compte miser sur la période hors-saison pour booster le secteur.
- Vakinankaratra : 2.454 paysans dotés de matériels agricoles.
- Kere dans le Sud : Le gouvernement américain fournit un appui financier pour nourrir 64.000 enfants atteints de malnutrition.
- Mikendry ny hisintona mpizaha tany mandavan-taona ny confédération du tourisme à Madagascar.
- Vakinankaratra : Tantsaha 2.454 nahazo fitaovana hiasana, hanatsarana ny kalitaon’ny vokatra ronono, katsaka sy soja.
- Faritra atsimo : Nanome vola fanampiana ho an’ireo zaza madinika iharan’ny tsy fanjarian-tsakafo ny governemanta amerikanina.
![](https://www.studiosifaka.org/images/cache/k2/w1140_h759.703125/0a741b7aed59c9709bbd5a2b3f579852.jpg)