COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournaux des regions / Vaovaom-Paritra

©ImageParty
Le riz, aliment de base des Malgaches.

Journal des régions du 06 novembre 2020

-    Antsiranana : Deux étudiants en « mécatronique » ont fabriqué un drone programmé pour la protection de l’environnement.
-    Fin du stage d'initiation FUMACO (Fusilier Marin Commando) pour les élèves officiers à Antsiranana.
-    Le port de Toamasina pourra accueillir 550.000 conteneurs d’ici 2025.
-    Mahajanga : les masques usés et les matériels de tests de covid 19 polluent la plage d’Amborovy.
-    Toliara : hausse des prix du riz à Fort Dauphin et Ambovombe


-    Antsiranana : mpianatra roa nanamboatra « drône » hanamafisana ny fiarovana ny tontolo iainana.
-    Toamasina : afaka handray kaontenera 550.000 isa ny seranan-tsambon’i Toamasina ny taona 2025.
-    Mahajanga : Miparitaka eny amin’ny tora-pasika Amborovy ireo arovava orona efa avy nampiasain’ny olona sy ireo fitaovana avy nanaovana fitiliana covid 19.
-    Nifarana omaly ny fiofanana ara-miaramila nataon’ireo mpianatra ho manam-boninahitra tany Antsiranana.
-    Toliara: fiakaran’ny vidim-bary any Fort Dauphin sy Ambovombe.

Studio Sifaka · 2020 - 11 - 06 Fandaharana VAOVAM - PARITRA
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter