COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournaux des regions / Vaovaom-Paritra

©AFP
Il faut 7 kilos de vanille verte pour obtenir 1 kilo de vanille sèche.

Journal des régions du 21 Février 2020

- Vohémar : 106 tonnes de riz périmés dans quatre conteneurs ont été recommercialisés par des individus

- Sambava : 84kg de vanilles vertes ont été appréhendés, suite à une collaboration entre la population et la gendarmerie.

- Toamasina : L’approvisionnement en médicaments se fait rare. Les pilules contraceptives sont les plus touchées par cette raréfaction et les médicaments contre la fièvre ne sont plus sur le marché.

- Tuléar : Les sept personnes engluées dans les trafics d’organes ont été placés sous mandat de dépôt. D’après les explications de la police nationale, des personnes ont effectué des témoignages lesquelles ont permis d’arrêter ces sept personnes.


-Vary lany daty, efatra kaontenera, milanja 106 taonina efa nariana no noloaran’ ny olona tao Antsimilao. Saika hovarotan’ireo naka azy ireo antsokosoko izany avy eo.

- Sambava, lavanila tsy matoy milanja 84 kg no tra-tehaka rehefa nisy ny fiaraha miasa teo amin’ ny fokonolona sy ny zandarimaria.

-Misy olana ny famatsiana fanafody ao Toamasina : ny  fanafody fanabeazana aizana no tena voakasik’izany. Ny fanafody tazomoka koa dia efa tsy hita eny intsony.

- Naiditra am-ponja vonjimaika taorian’ ny famotorana azy ireo lehilahy 7 voarohirohy tamin’ ny fanaovana halatra voamaso tany Toliara.Araka ny nambaran’ ny avy eo anivon’ ny polisim-pirenena any an-toerana, nisy olona sahy nijoro vavolombelona ka izay no nahavoatazana ireo lehilahy 7 ireo.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter