COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournaux des regions / Vaovaom-Paritra

©Governoran'ny Faritra Atsinanana
Etat actuel du remblai près du Lycée Jacques Rabemananjara.

Journal des régions du 29 décembre 2020

  • Diana : mahafa-pahasahiranana  ireo  mponina ny fanamboarana ireo lalan-kely ao an-tampon-tanànan’Antsiranana.
  • Toamasina :  nisy fahasimbana ny asa tao amin’ny Boulevard Ratsimilaho tao aorian’ny fandalovan’ny rivo-doza Chalane.
  • Alaotra Mangoro :  Tsy tsara ny fampiasana ireo masomboly lava tsingerim-piainana noho ny fahataran’ny firotsahan’ny orana.
  • Ambovombe : olona roa maty noho ny aretim-pivalanana.  

Studio Sifaka · 2020-12-29_VAOVAOM-PARITRA

  • Diana : la réhabilitation de certaines ruelles d’Antsiranana facilite le déplacement des habitants.
  • Toamasina : une partie du remblayage au Boulevard Rastimilaho a été emporté par l’océan après le passage du cyclone Chalane.
  • Alaotra Mangoro : cette année, il est déconseillé d’utiliser des variétés de semences à cycle long  à cause du retard des pluies.
  • Ambovombe : 2 personnes ont succombé à la diarrhée dans le fokontany Bekopiky.

 

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter