COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournaux des regions / Vaovaom-Paritra

©Studio Sifaka
On ne connaît pas encore l’origine de l’incendie d’Ambatofohy.

Journal des régions du 06 Janvier 2021

- Toamasina: Zaza 10 ka hatramin’ny 15 taona no tena iharan’ny fanolanana ara-nofo  hoy ny centre Vonjy

- Toliara : Misokatra ny fifaninana hiditra amin’ny fiofanana  mikaroka momba ny ranomasina sy ny zava-manan’aina ao anatiny.

- Antsohihy: Trano 59 no ravan'ny afo tao amin’ny fokontany Ambatofohy, kaominina Ambodimanary.

- Bealanana: Vaky ny fefiloha Ankarakaraka ao amin’ny  Kaominina Ambovonomby.

Studio Sifaka · 2021-01-06 VAOVAOM-PARITRA

- Toamasina: La majorité des victimes de viol sont des enfants de 10 à 15ans

- Toliara : Le concours d’entrée pour la formation Océaonologie et Sciences marines est ouvert

- Antsohihy : 59 maisons ravagées par le feu à Ambatofohy, commune Ambodimanary.

- Bealanana : la digue d’Ankarakaraka, commune Ambovonomby est rompue