- Nitokona noho ny fahatapahan-jiro sy rano ary nidiran’ny miaramila ao amin’ny faritrin’ny sekoly ny mpianatra ao amin’ny oniversite an’Antsiranana
 - Olona 18 hatreto no voasambotra tany Besakay Ambatondrazaka vokatrin’ny famonoana zandary
 - Hisy hetsika fampafantarana ny kolotsaina zafimaniry ao Ambositra ny 28 janoary ho avy izao.
 
- Les étudiants de l’Université d’Antsiranana en grève, le 25 janvier dernier
 - 18 arrestations suite aux homicides perpétrés contre des gendarmes et un garde forestier à Ambatondrazaka
 - Un événement culturel sur la culture Zafimaniry à Ambositra aura lieu le 28 janvier prochain
 
					
				
			




