COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournaux des regions / Vaovaom-Paritra

©AFP
Le train FCE est le seul train à transporter des passagers à Madagascar.

Journal des régions du 26 février 2020

Vakinankaratra : Mitaraina amin’izao fotoana izao ireo mpitatitra amin’ny zotra rezionaly mampitohy an’Antsirabe sy Antananarivo eo amin’ny tobim-piantsonana Piste vatofotsy ao Antsirabe ao.

Ihosy : Misy amin’izao fotoana izao ny fiofanana omena ireo mpiasan’ny fahasalanama any Ihosy momba io fomba fitantanana na rafitra io.

Fianarantsoa : manomboka izao dia hiova ny fotona hiaingany sy hahatongavany ao Fianarantsoa. Fiovana izay hihatra manomboka ny voalohan’ny volana martsa ho avy izao.

Menabe  : Tafiakatra manodidina ny 2080 amin’izao fotoana izao ireo traboina vokatry ny fiakaran’ny ranomasina sy fiakaran’ ilay renirano kabatomena ao Morondava nanomboka ny lahady lasa teo.



Vakinankaratra : Les transporteurs routiers régionaux reliant Antsirabe Antananarivo de la station Vatofotsy Antsirabe grognent actuellement.  En effet, les transporteurs illicites est la principale cause de leur mécontentement.

Ihosy : Une formation est dispensée aux agents de santé à Ihosy sur cette méthode de gestion et d'organisation.

Matsiatra Ambony : Il y a un changement de temps de départ et d’arrivée.

Menabe : On enregistre environ 2000 personnes sinistrées de l’inondation à Morondava suite à la montée de la mer et celle de la rivière de Kabatomena.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter