COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournaux des regions / Vaovaom-Paritra

©Bernard Gagnon
Toutes les écoles à Morondava seront désinfectées.

Journal des régions du 02 février 2021

  • Morondava : mpianatra roa no voamarina fa mitondra ny tsimokaretina coronavirus ary nakatona mandritra ny 15 andro ny sekoly misy azy ireo ao Andriake
  • Antsirabe : misedra olana ireo mpisehatry ny fizahan-tany any an-toerana ary mikasa hanao fihetsiketsehana goavana amin’ny endriny maro mba ho heno ny fitarainan’izy ireo
  • Tsiroanomandidy : nahahomby ny fampiasana ny teknolojia any an-toerana amin’ny fisamborana jiolahy
  • Ambatondrazaka : nanatanteraka fambolen-kazo miisa 500 fototra ny mponina tao Mahatsinjo Fokontany Andilanombo, commune Manakambahiny Andrefana

 


Studio Sifaka · 2021-02-02_VAOVAOM-PARITRA
  • Morondava : fermeture pour les 15 prochains jours d’une école à Andriake suite à deux écoliers testés positifs au coronavirus 
  • Antsirabe : les opérateurs touristiques se plaignent de la situation actuelle et prévoient de faire une grande manifestation pour que leurs demandes soient considérées
  • Tsiroanomandidy : la technologie est efficace face à la poursuite des brigands
  • Reboisement à Ambatondrazaka : la population de Mahatsinjo, Fokontany Andilanombo, commune Manakambahiny Ouest a planté 500 pieds
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter