COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournaux des regions / Vaovaom-Paritra

©Smiley.toerist
Les mangroves de Madagascar sont en danger.

Journal des régions du 24 juillet 2021

  • Atao any Mahajanga ny fankalazana ny andro iraisam-pirenena natao hiarovana ny ala honko
  • Tokantrano maro no tsy manan-kialofana amin’izao noho ny fahamaizana trano hazo tao Amparabona Ambatondrazaka ny alin’ny 23 jolay
  • Nahazo fahafahana ireo mpianatra telo lahy voarohirohy tamin’ny fiparitahana laza adina BEPC tany Mandritsara
  • Mikasa hanorina Tranoben’ny Ampela any Amboasary Atsimo ny avy ao amin’ny ministeran’ny mponina
  • Mbola mitohy ny fitrandrahana ao amin’ny karieran’ny Andilana Avaratra na efa noraràna aza

Studio Sifaka · 2021-07-24 VAOVAOMPARITRA

  • Célébration de la journée internationale pour la conservation de l’écosystème de Mangrove à Mahajanga
  • Plusieurs foyers sans abri après un incendie à Ambatondrazaka dans la nuit du 23 juillet
  • Les 3 dealers de sujet d’examen durant le BEPC ont été relâchés
  • Le ministère de la Population prévoit de construire une maison des « Ampela » dans Amboasary Atsimo
  • L’exploitation dans la carrière d’Andilana Avaratra continue malgré les interdictions
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter