COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournaux des regions / Vaovaom-Paritra

©Tranoben'ny Tantsaha Mpamokatra Ihorombe
Démonstration de la nouvelle machine de repiquage.

Journal des régions du 31 juillet 2021

  • Fianarantsoa : tafatsangana ao Ambatomena ny tranoben'ny Serasera sy Kolontsaina ao Fianarantsoa mitondra ny anarana hoe « SOKELA HANIGNA »
  • Fianarantsoa: fampisehoana ny fitaovana vaovao manamora ny asa fanetsana
  • Anôsy: efa misy rafitra entina miasa ho an’ireo raim-pianakaviana manana fijery miabo na ”masculinité positive”
  • Atsimo andrefana: fanentanana ny mponina handalovan’ny RN9 momba ny fepetra tokony harahiana mandritra ny fanamboaran-dalàna
  • Mahajanga: nosokafana tao Mangarivotra ny sekoly fianarana ny hay baikom-pifandraisana na « cyber école » voalohany eto Madagasikara

 


Studio Sifaka · 2021 07 31 VAOVAOMPARITRA

  • Fianarantsoa : inauguration du « SOKELA HANIGNA », maison de la communication et de la culture à Ambatomena
  • Fianarantsoa : démonstration de la nouvelle machine de repiquage plus maniable et plus rapide
  • Anôsy : une cellule de coordination du projet masculinité positive a été mise en place dans 6 fokontany de la région Anôsy
  • Sud-Ouest : sensibilisation des habitants sur la RN9 sur les mesures de sécurité à prendre dans le cadre des travaux d’aménagement
  • Mahanjanga : ouverture de la première Cyber école à Madagascar
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter