COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournaux des regions / Vaovaom-Paritra

©AFP
Des geochelone radiata, tortues étoilées de Madagascar.

Journal des régions du 10 mars 2020

Majunga: En presque une semaine, 175 chiens domestiques ont été vaccinés durant la campagne de lutte contre la rage.

Antananarivo: Après une attaque à main armée qui a fait 3 blessés à Ilanivato, il est maintenant obligatoire de poser une plaque d’immatriculation sur tous les véhicules à deux roues.

Antananarivo: Un individu a été interpellé pour avoir tenté de vendre deux tortues « radiata » à Mahamasina, samedi dernier.

National : L'adoption d'une stratégie de prévention des accidents de transport en mer et en fleuve est actuellement discutée entre le ministère du transport et l'Agence portuaire maritime et fluviale (APMF).



Mahajanga : alika miisa 175 no vita vakisiny nanomboka ny alakamisy lasa teo hatramin'ny omaly, manoloanan'ny fianaky ny haromontana.

Antananarivo : Olona 3 naratra noho ny tifitra nataona jiolahy teny Ilanivato io maraina io. Nitsoaka tamin'ny scooter ireo mpanao ratsy. Nanapakevitra ny tsy maintsy hametrahana takelaka ireo scooter ny governemanta.

Antananarivo : Lehilahy iray nosamborina teny Mahamasina noho ny varotra sokatra ny sabotsy lasa teo.

Manerana ny nosy : Mamolavola paikady hanatsarana ny fitaterana an-dranomasina sy an-dranomamy ny ministeran'ny fitaterana sy ny sampand-raharaha misahana ny fitaterana an-dranomasina sy an-dranomamy (APMF).

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter