COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournaux des regions / Vaovaom-Paritra

©Tranoben'ny Tantsaha Mpamokatra Ihorombe
Le nouveau dépôt de marchandises dans la commune de Mangidy, Haute Matsiatra.

Journal des régions du 23 août 2021

    • Matsiatra Ambony : nahazo trano fitahirizam-bokatra izay mahazaka 100 taonina ny ao amin'ny Kaominina Mangidy, Distrikan'Ikalamavony
    • Mananjary : efa tonga ao an-toerana ny vaksiny andiany faharoa Astrazeneca 320 fatra ary Johnson & Johnson 3.000 fatra
    • Atsinanana : nentanina momba ny fisian’ireo karazam-biby na zava-maniry manimba ny tontolo iainana ireo sefo Fokontany sy ny mpiara-miasa aminy
    • Mandritsara : zandarin'ala miisa 55 no notolorana mari-pankasitrahana rehefa nofanina nanditra ny 20 andro
    • Ambovombe : tsy hisy intsony ny fampanambadiana zaza mialohan’ny faha 18 taonany

Studio Sifaka · 2021-08-23 VAOVAOM-PARITRA
  • Haute Matsiatra : la commune de Mangidy, District Ikalamavony a été dotée d’un dépôt de marchandises d’une capacité de 100t
  • Mananjary : 320 doses du vaccin Astrazeneca et 3.000 doses de Johnson & Johnson sont déjà sur place
  • Atsinanana : alerte aux chefs Fokontany sur l’invasion d’animaux et de plantes nuisibles à l’environnement
  • Mandritsara : 55 nouveaux quartiers mobiles certifiés dans la commune d’Antoha
  • Ambovombe : vers la lutte contre le mariage précoce
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter