COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournaux des regions / Vaovaom-Paritra

©Unicef Madagascar
Durant l’atelier pré-terrain des jeunes pairs éducateurs à Antsiranana.

Journal des régions du 2 septembre 2021

    • Antsiranana: manentana ny namany ireo “jeunes pairs éducateurs” mikasika ny fandriam-pahalemana sy ny fandraisan’anjaran’ny tanora amin’izany
    • Ho adiadiana ireo tanora manerana ny distrika 58 manerana ny faritra rehetra eto Madagasikara momba izay mety hitarika fifanolanana eny anivon’ny fiarahamonina
    • Ambositra : nohamafisina ny fanentanana VOI Ezaka amin’ny ady atao amin’ny doro tanety sy ny fandoroana ala
    • Ihorombe : ho tanterahina ny 25 hatramin’ny 27 septambra 2021 ny Lovokahitsy, foara ben’ny faritra andiany faha-3 mikasika ny fambolena any Ihosy

Studio Sifaka · 2021-09-02 VAOVAOM-PARITRA
  • Antsiranana : les jeunes pairs éducateurs sensibilisent au sujet de la paix et de la participation des jeunes
  • Les jeunes de 58 districts à travers Madagascar seront enquêtés sur les sources de conflits sociaux à Madagascar
  • Ambositra : renforcement des sensibilisations des VOI Ezaka sur la lutte contre les feux de forêt
  • Ihosy : Lovokahitsy, le 3ème salon régional de l'agriculture, se déroulera du 25 au 27 septembre 2021
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter