COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournaux des regions / Vaovaom-Paritra

©Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka
Plus de 3.000 personnes ont bénéficié de soins offerts par la caravane médicale à Ambohibary Moramanga, hier.

Journal des régions du 7 septembre 2021

 

  • Alaotra Mangoro : olona 3.000 mahery no nandray fitsabona tamin’ny andro voalohany amin’ny dia be ara-pahasalamana tany Moramanga omaly
  • Mahajanga : nivoaka ny valim-panadinana Bakalorea 2021
  • Itasy : amin’ny 12 septambra no voalaza hitsaharan’ny sakana ara-pahasalamana noho ny pesta any amin’ny Kaominin’i Miandrandra, distrikan’Arivonimamo raha tsy misy fiovana
  • Antsiranana : hisantatra amin’ny fomba ofisialy ny asa fanamboarana ny lalam-pirenena faha-6 ny Filoha amin’ny faran’ity herinandro ity

 


Studio Sifaka · 2021-09-07 VAOVAOM-PARITRA

  • Alaotra Mangoro : plus de 3.000 patients touchés lors du premier jour de la caravane médicale à Moramanga
  • Mahajanga : les résultats du Baccalauréat 2021 ont été publiés
  • Itasy : le barrage sanitaire à cause des cas de pestes dans la commune de Miandrandra, district d’Arivonimamo sera levé ce dimanche
  • Antsiranana : le Président donnera le premier coup de pelle pour les travaux de réhabilitation de la RN6 officiellement en fin de semaine
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter